Entrée | 1 akanjobe |
Partie du discours | 2 nom |
Mots élémentaires | 3 akanjo, be |
Explications en malgache |
4 [1.78] akanjon-dehilahy vita amin'ny rafia na ahirefo [Taifasy]
5 [1.78] akanjo jiafotsy fitondran'ny lehilahy [Betsimisaraka] 6 [1.1] [akanjo be] akanjo lava matevina mahafana |
Explications en anglais |
7 [1.2] [akanjo be]
An overcoat. |
Explications en français |
8 [1.3] un pardessus |
Exemples |
9 [2.471] Efa ho indray mahamasa-bary mahery vao tafaverina Raboto nikononkonona sy nanano sarotra tamin' ny akanjobeny.
|
Morphologie |
|
Vocabulaire | 11 Economie: vêtements |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |